2 Tantara 9:29 MG1865

29 Ary ny tantaran'i Solomona sisa, na ny voalohany na ny farany. tsy efa voasoratra va izany ao amin'ny bokin'i Natana mpaminany sy amin'ny faminanian'i Ahia Silonita sy amin'ny fahitan'Ido mpahita ny amin'i Jeroboama, zanak'i Nebata?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:29 amin'ny teny manodidina.