2 Tantara 9:8 MG1865

8 Isaorana anie Jehovah Andriamanitrao Izay tia anao ka nametraka anao amin'ny seza fiandrianany ho mpanjaka ho an'i Jehovah Andriamanitrao; fa noho ny fitiavan'Andriamanitrao ny Isiraely hampitoetra azy mandrakizay no nanaovany anao ho mpanjakany mba hanao fitsarana sy fahamarinana.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:8 amin'ny teny manodidina.