Amosa 1:6

Malagasy Bible

6Izao no lazain'i Jehovah: Noho ny fahotana telon'i Gaza, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria lasany ho babo avika ny olona hatolony ho any Edoma;

Amosa 1:6 — MG1865