Amosa 1:9 MG1865

9 Izao no lazain'i Jehovah: noho ny fahotana telon'i Tyro, eny efatra aza, dia tsy havelako izy, satria natolony ho any Edoma ny babo rehetra, ary tsy notsarovany ny fanekem-pirahalahiana;

Vakio ny toko manontolo Amosa 1

Jereo Amosa 1:9 amin'ny teny manodidina.