Amosa 2:14 MG1865

14 Koa tsy ho afa-mandositra ny faingam-pandeha, ny mahery tsy hampiseho hery, ary ny lehilahy mahery tsy hahavonjy ny ainy;

Vakio ny toko manontolo Amosa 2

Jereo Amosa 2:14 amin'ny teny manodidina.