Amosa 2:15 MG1865

15 Izay mitana tsipìka tsy hahajanona, ary ny faingan-tongotra tsy hahavonjy tena, izay mitaingin-tsoavaly tsy hahavonjy ny ainy;

Vakio ny toko manontolo Amosa 2

Jereo Amosa 2:15 amin'ny teny manodidina.