Amosa 3:14 MG1865

14 Amin'ny andro hamaliako ny Isiraely noho ny fahotana ao aminy no hamaliako ny alitara ao Betela dia hokapaina ny tandroky ny alitara ka hianjera amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Amosa 3

Jereo Amosa 3:14 amin'ny teny manodidina.