Amosa 3:15 MG1865

15 Hamely ny trano ririnina sy ny trano fahavaratra Aho; Ary ho rava ny trano ivory, sady ho fongana ny trano maro, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Amosa 3

Jereo Amosa 3:15 amin'ny teny manodidina.