Amosa 4:1 MG1865

1 Mihainoa izao teny izao, ianareo vantotr'ombivavin'i Basana, izay eny an-tendrombohitr'i Samaria, dia ianareo izay mampahory ny mahantra sy manorotoro ny malahelo ary manao amin'ny vadinareo hoe: Mitondrà hosotrointsika.

Vakio ny toko manontolo Amosa 4

Jereo Amosa 4:1 amin'ny teny manodidina.