1 Lozan'ireo miadana ao Ziona sy ireo matokitoky foana ao an-tendrombohitr'i Samaria, dia ireo malaza eo amin'ny firenena malaza indrindra sady hatonin'ny taranak'Isiraely.
Vakio ny toko manontolo Amosa 6
Jereo Amosa 6:1 amin'ny teny manodidina.