Amosa 6:2 MG1865

2 Mankanesa any Kalne ianareo, ka mijere, dia mandrosoa ihany ho any Hamata lehibe; Ary midina ho any Gatan'ny Filistina; Tsara noho ireo fanjakana ireo va izy? Sa lehibe noho ny tanin'ireo va ny taninareo?

Vakio ny toko manontolo Amosa 6

Jereo Amosa 6:2 amin'ny teny manodidina.