11 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana handre ny tenin'i Jehovah;
Vakio ny toko manontolo Amosa 8
Jereo Amosa 8:11 amin'ny teny manodidina.