Amosa 8:12 MG1865

12 Ary hivembena hatrany amin'ny ranomasina ka hatrany amin'ny ranomasina ny olona ary hatrany amin'ny avaratra ka hatrany amin'ny atsinanana, eny, hivezivezy hitady ny tenin'i Jehovah izy, nefa tsy hahita.

Vakio ny toko manontolo Amosa 8

Jereo Amosa 8:12 amin'ny teny manodidina.