Amosa 9:7 MG1865

7 Moa tsy toy ny taranaky ny Etiopiana va ianareo raha amiko, ry Zanak'Isiraely? hoy Jehovah. Tsy ny Isiraely va no nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta. Ary ny Filistina avy tany Kaftora, Ary ny Syriana avy tany Kira?

Vakio ny toko manontolo Amosa 9

Jereo Amosa 9:7 amin'ny teny manodidina.