Daniela 10:11 MG1865

11 Ary hoy izy tamiko: Ry Daniela malala ô, fantaro ny teny Izay lazaiko aminao, ka mijoroa; fa nirahina ho atỳ aminao aho ankehitriny. Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia nitsangana nangozohozo teo aho.

Vakio ny toko manontolo Daniela 10

Jereo Daniela 10:11 amin'ny teny manodidina.