Daniela 10:12 MG1865

12 Dia hoy izy tamiko: Aza matahotra, ry Daniela; fa hatramin'ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenanao teo anatrehan'Andriamanitrao dia reko ny teninao, ary noho ny teninao dia avy aho.

Vakio ny toko manontolo Daniela 10

Jereo Daniela 10:12 amin'ny teny manodidina.