Daniela 10:13 MG1865

13 Fa ilay andrianan'ny fanjakan'i Persia nanohitra ahy iraika amby roa-polo andro; fa indro kosa Mikaela, anankiray amin'ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho ihany no sisa nijanona teo amin'ny mpanjakan'i Persia.

Vakio ny toko manontolo Daniela 10

Jereo Daniela 10:13 amin'ny teny manodidina.