Daniela 10:5 MG1865

5 dia nanopy ny masoko aho ka nijery, ary, indro, nisy lehilahy iray nitafy rongony fotsy, ka tena volamena avy any Ofaza no nisikinany;

Vakio ny toko manontolo Daniela 10

Jereo Daniela 10:5 amin'ny teny manodidina.