Daniela 10:6 MG1865

6 tahaka ny krysolita ny tenany. ary tahaka ny helatra ny tarehiny, ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony, ary mivolom-barahina manganohano ny sandriny sy ny tongony; ary ny feony toy ny feon'olona maro be;

Vakio ny toko manontolo Daniela 10

Jereo Daniela 10:6 amin'ny teny manodidina.