Daniela 11:10 MG1865

10 Fa hanomana tafika ny zanany ka hanangona miaramila maro be; dia ho avy tokoa ireo ka hanerana toy ny safotra, rehefa afaka izany, dia hiverina izy, ary hanihiny ihany na dia ny fiarovana mafiny aza.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:10 amin'ny teny manodidina.