Daniela 11:11 MG1865

11 Ary dia hisafoaka ny mpanjakan'ny atsimo, ka hivoaka hiady aminy izy, dia amin'ny mpanjakan'ny avaratra, ary izy hanangona maro be; ary ny maro be dia hatolotra ho eo an-tànany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:11 amin'ny teny manodidina.