Daniela 11:20 MG1865

20 Ary hitsangana handimby azy indray ny anankiray izay hampandeha mpampiasa ho any amin'izay tsara indrindra amin'ny fanjakany; fa rehefa afaka andro vitsy, dia ho faty io, nefa tsy amin'ny fahatezerana, na amin'ny ady.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:20 amin'ny teny manodidina.