Daniela 11:21 MG1865

21 Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana; fa hiditra tsy ampoizina izy ka hahazo ny fanjakana amin'ny fahafetsena,

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:21 amin'ny teny manodidina.