Daniela 11:33 MG1865

33 Ary izay hendry ao amin'ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon'ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:33 amin'ny teny manodidina.