Daniela 11:34 MG1865

34 Ary rehefa lavo izy, dia hahazo famonjena kely; ary maro no hikambana aminy amin'ny fihatsaram-belatsihy.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:34 amin'ny teny manodidina.