Daniela 2:38 MG1865

38 ka ny zanak'olombelona sy ny bibi-dia ary ny voro-manidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tananao, ary nataony ho mpanjakan'izy rehetra ianao, dia ianao izany loha volamena izany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:38 amin'ny teny manodidina.