Daniela 2:39 MG1865

39 Ary manarakaraka anao dia hisy fanjakana hafa hitsangana ambany noho ny anao, ary hisy fanjakana fahatelo koa izay varahina sady hanam-pahefana amin'ny tany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:39 amin'ny teny manodidina.