Daniela 3:14 MG1865

14 Dia niteny Nebokadnezara ka nanao taminy hoe: Moa fanahy ninianareo va, ry Sadraka sy Mesaka sy Abednego, no tsy mba anompoanareo ny andriamanitro, na ivavahanareo amin'ny sariolona volamena izay natsangako?

Vakio ny toko manontolo Daniela 3

Jereo Daniela 3:14 amin'ny teny manodidina.