Daniela 3:18 MG1865

18 Ary na dia tsy izany aza, aoka ho fantatrao, ry mpanjaka ô, fa ny andriamanitrao dia tsy hotompoinay, ary ny sariolona volamena efa natsanganao dia tsy hivavahanay.

Vakio ny toko manontolo Daniela 3

Jereo Daniela 3:18 amin'ny teny manodidina.