Daniela 3:19 MG1865

19 Dia feno fahatezerana Nebokadnezara, ka niova ny tarehiny tamin'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, dia nasainy nafanaina ho impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro.

Vakio ny toko manontolo Daniela 3

Jereo Daniela 3:19 amin'ny teny manodidina.