Daniela 3:20 MG1865

20 Ary izay lehilahy matanjaka indrindra tamin'ny miaramilany no nasainy namatotra an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego sy nanipy azy tao anatin'ny lafaoro nisy afo mirehitra.

Vakio ny toko manontolo Daniela 3

Jereo Daniela 3:20 amin'ny teny manodidina.