Daniela 4:29 MG1865

29 Fa horoahina hiala amin'ny olona ianao, ka ho any amin'ny bibi-dia ny fonenanao; hampihinanina ahitra toy ny omby ianao, ary fetr'andro fito no holanina aminao ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no manapaka amin'ny fanjakan'ny olona ka manome izany ho an'izay tiany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 4

Jereo Daniela 4:29 amin'ny teny manodidina.