Daniela 4:30 MG1865

30 Tamin'izay indrindra no nahatanterahan'izany tamin'i Nebokadnezara; fa noroahina niala tamin'ny olona izy ka nihinana ahitra toy ny omby, ary ny tenany dia kotsan'ny andon'ny lanitra ambara-panirin'ny volony ho toy ny an'ny voromahery, ary ny hohony ho toy ny an'ny vorona.

Vakio ny toko manontolo Daniela 4

Jereo Daniela 4:30 amin'ny teny manodidina.