Daniela 4:34 MG1865

34 Koa amin'izany, izaho Nebokadnezara midera sy manandratra ary mankalaza ny Mpanjakan'ny lanitra; marina avokoa ny asany rehetra, ary araka ny rariny ny lalany; ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry.

Vakio ny toko manontolo Daniela 4

Jereo Daniela 4:34 amin'ny teny manodidina.