Daniela 5:1 MG1865

1 Belsazara mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an'ny mpanolo-tsainy arivo lahy, ary teo anatrehan'ireny no nisotroany divay.

Vakio ny toko manontolo Daniela 5

Jereo Daniela 5:1 amin'ny teny manodidina.