Daniela 5:2 MG1865

2 Nony efa nisotro divay Belsazara, dia nasainy nalaina ny fanaka volamena sy volafotsy izay nalain'i Nebokadnezara rainy avy tao amin'ny tempoly tany Jerosalema, mba hisotroan'ny mpanjaka sy ny mpanolotsainy sy ny vadiny mbamin'ny vaditsindranony.

Vakio ny toko manontolo Daniela 5

Jereo Daniela 5:2 amin'ny teny manodidina.