Daniela 4:9 MG1865

9 Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka ny voany, sady teo aminy no nisy hanina ho an'ny rehetra; teny ambaniny no nialokalofan'ny bibidia, ary teny amin'ny sampany no nitoeran'ny voro-manidina, ary ny nofo rehetra nahazo hanina avy aminy.

Vakio ny toko manontolo Daniela 4

Jereo Daniela 4:9 amin'ny teny manodidina.