Daniela 7:24 MG1865

24 Ary ny tandroka folo dia mpanjaka folo izay hitsangana avy amin'izany fanjakana izany; ary hisy iray koa hitsangana manaraka azy; hafa noho ny voalohany izy ary handresy mpanjaka telo.

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:24 amin'ny teny manodidina.