Daniela 7:25 MG1865

25 Ary hiteny hanohitra ny Avo Indrindra izy sy hampahory ny olo-masin'ny Avo Indrindra ary hitady hanova fotoana sy lalàna; ary hatolotra eny an-tànany ireo ambara-pahatapitry ny fetr'andro iray sy ny fetr'andro roa ary ny antsasaky ny fetr'andro.

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:25 amin'ny teny manodidina.