Daniela 7:5 MG1865

5 Ary indro koa ny faharoa, biby hafa tahaka ny bera, izay nampisondrotra ny ila-tenany, sady nisy taolan-tehezana telo teo am-bavany anelanelan'ny nifiny; ary toy izao no voalaza taminy: Mitsangàna, homàna nofo be.

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:5 amin'ny teny manodidina.