Daniela 7:6 MG1865

6 Ary nony afaka izany, dia nahita aho fa, indro, nisy hafa koa toy ny leoparda, izay nanana ela-borona efatra teo an-damosiny, ary io biby io nanana loha efatra, ary nomena fanapahana izy.

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:6 amin'ny teny manodidina.