Daniela 8:16 MG1865

16 Ary nandre feon'olona tao afovoan'i Olay aho, izay niantso ka nanao hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity.

Vakio ny toko manontolo Daniela 8

Jereo Daniela 8:16 amin'ny teny manodidina.