Daniela 8:17 MG1865

17 Ary dia nankeo amin'ilay nitsanganako izy; ary nony tonga izy, dia raiki-tahotra aho ka nikarapoka nihohoka; nefa hoy izy tamiko: Aoka ho fantatrao, ry zanak'olona, fa io fahitana io dia milaza ny farany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 8

Jereo Daniela 8:17 amin'ny teny manodidina.