Daniela 8:24 MG1865

24 Ary ho be ny heriny, nefa tsy amin'ny herin'ny tenany; ary mahagaga ny fanimbana hataony; ary hambinina izy ka hahefa ary hanimba ny mahery sy ny olo-masina.

Vakio ny toko manontolo Daniela 8

Jereo Daniela 8:24 amin'ny teny manodidina.