Daniela 8:25 MG1865

25 Ary ny fahafetseny koa no hahatanteraka ny fitaka eny an-tanany; ary izy hiavonavona am-po ka handringana ny maro amin'izay tsy ampoiziny; ary hitsangana hanohitra ny Andrianan'ny andriana izy, kanjo ho torotoro kosa, nefa tsy hisy tanana hamely azy tsinona.

Vakio ny toko manontolo Daniela 8

Jereo Daniela 8:25 amin'ny teny manodidina.