Daniela 8:8 MG1865

8 Ary dia nihahery indrindra ilay osilahy; nefa nony nahery izy, dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy efatra lehibe nipoitra nisolo iny nifanandrify tamin'ny rivotra efatry ny lanitra.

Vakio ny toko manontolo Daniela 8

Jereo Daniela 8:8 amin'ny teny manodidina.