Daniela 9:19 MG1865

19 Tompo ô, mandrenesa, Tompo ô, mamelà heloka; Tompo ô, mihainoa, ka miasà; aza ela Hianao, ry Andriamanitro ô noho ny aminao; fa ny tanànanao sy ny olonao dia nantsoina amin'ny anaranao.

Vakio ny toko manontolo Daniela 9

Jereo Daniela 9:19 amin'ny teny manodidina.