Daniela 9:20 MG1865

20 Ary raha mbola niteny sy nivavaka sy niaiky ny fahotako mbamin'ny fahotan'ny Isiraely fireneko aho ka nandoatra ny fifonako teo anatrehan'i Jehovah Andriamanitro ho an'ny tendrombohitra masin'Andriamanitro,

Vakio ny toko manontolo Daniela 9

Jereo Daniela 9:20 amin'ny teny manodidina.