Daniela 9:21 MG1865

21 eny, raha mbola niteny nivavaka aho, dia, indro, ilay lehilahy Gabriela izay hitako tamin'ny fahitana voalohany, dia nampanidinina faingana ka nanatona ahy tokony ho tamin'ny fotoan'ny fanatitra hariva.

Vakio ny toko manontolo Daniela 9

Jereo Daniela 9:21 amin'ny teny manodidina.