Deotoronomia 1:21 MG1865

21 indro, efa natolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo anoloanao ny tany; iakaro izy ka lovao, araka izay nolazain'i Jehovah, Andriamanitry ny razanao, taminao; aza matahotra na mivadi-po ianao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:21 amin'ny teny manodidina.